4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tiako dia tiako - Mage 4

TIAKO DIA TIAKO

Tiako dia tiako tokoa ny,

Miara-milalao aminy

Andro diavolana mazava

Tonga indray ity ny fialan-tsasatra

Faly dia faly izao ny mpianatra

Tapitra hatreo ny fianarana

Andao ny sekoly fa efa leo

Ka hiala voly manomboka hatreo



Tiako dia tiako tokoa

Miara-milalao aminy

Andro diavolana mazava

Tsy lesona intsony mameno ny saina

Fa kalo sy hira mandra-maraina.





Tiako dia tiako tokoa

Miara-milalao aminy

Andro diavolana mazava

Tonga indray ity ny fialan-tsasatra

Faly dia faly izao ny mpianatra

Tapitra hatreo ny fianarana



Tiako dia tokoa ny

Tiako dia tokoa ny !!! Tiako dia tokoa ny  tokoa ny !!! Tiako dia tokoa ny  Tiako dia tokoa ny  tokoa ny

Tiako dia tokoa ny  tokoa ny

Tiako dia tokoa ny  tokoa ny  

Tiako dia tokoa ny  tokoa ny






Partager tiako dia tiako

Commenter tiako dia tiako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mage 4

Suite